Sunday, August 10, 2014

Trondro Malagasy - Coconut Fish from Madagascar

And now for some Malagasy (Malgache)!

Ingredients (Ny zavatra ilaina)
Faly mifankahita aminao eto amin'ny fandaharana ity indray!!
Hahandro sakafo Malagasy aho izay fomba fahandro Sakalava -- trondro amin'ny voanio sy tamotamo. Ny Sakalava dia anaran'ny loko lehibe any amin'ny faritra andrefanan'i Madagasikara.


If you would like an aromatic smell in your house today, cook this dish. The fresh turmeric (tamotamo), ginger (sakamalao), onions (tongolobe), garlic (tongolo gasy), and coconut milk (ranom-boanio) blend to create the alluring fragrance. This particular dish originates in the Sakalava region of the beautiful island of Madagascar (Western Coast). See the map to the left we edited from a wikipedia map we saw from Lemur Baby.

And although the dish is Sakalava, we used the Merina language of the Central Highlands for this video, what is normally referred to as "Standard Malagasy" (lavender on map). If you are Sakalava, and would like to provide a Sakalava rendition for people to compare, please write us at chefrafi.com.
Fresh Turmeric
The secret to this dish is the use of fresh turmeric (tamotamo). Just be careful because turmeric stains things yellow. Don't wear white when cooking with this tuber!
You'll learn in the video how to differentiate turmeric from ginger (sakamalao). When the coconut cream becomes too thick, we can thin it with rice water (starchy water from the first rinsing) or just regular water.


So here are the ingredients for your shopping list:

1 kg fresh fish (trondro), 2 tomatoes (voatabia), 1 green pepper (sakaibe), parsley or cilantro to garnish (persila), 250mg coconut milk (ranom-boanio), 1 onion (tongolobe), 5 slices of ginger (sakamalao), 2 garlic cloves (tongolo gasy), turmeric (vovoka tamotamo), salt (sira), pepper (dipoavatra), lemon juice (ranom-boasary makirana kely), and cooking oil (menaka).

    This video will show you how to mix the ingredients:

--------------------------------------------------------------------------

Hanomboka ny fandraohana isika!

1. Sasao madio tsara amin’ny rano mangatsiaka ny trondro.
2. Rarao ranom-boasary makirana kely, sy sira ary dipoavatra ny trondro, saromy ary avelao hilona adin’ny roa ary apetraka ao anatin’ny vata fampangatsiahina.
3. Tetehina madinika ny tongolo gasy sy ny tongolobe.
4. Didio ny voatabia
5. Kikiso ny sakamalao
6. Arotsahy ao anaty vilany lehibe misy menaka mafana ny tongolo be ary ny tongolo gasy voatetika.
7. Aratsay ny sakamalao.
8. Ampio vovoka tamotamo, arotsay ny voatabia ary aleo hitanika mandritra ny minitra vitsi-vitsy. Manampy amin’ny fiadiana ny virosy sy ny mikraoba ny tamotamo!
9. Ampio ranom-boaniho sy rano eran’ny vera.
10. Haroina amin’ny sotrobe hazo.
11. Apetraka amin’ny izay ny trondro ary arotsaka ireo sakaibe voatetika.
12. Aleo hitanika manditra ny dimy minitra mandarapa marihitra ny ranom-boanio.
13. Rehefa masaka ny trondro dia asio sira sy dipoavatra, ary rarao persila voatetika sy ranom-boasary makirana kely raha tianao.

Mazotoa homana e! Tena matsiro ka!

Eat with warm rice - Hano miaraka amin'ny vary mafana.

No comments:

Post a Comment